| Entry | mitsipaka (tsipaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mandaka, manosika amin' ny tongotra: Aza avela hitsipaka ny vilia ny zazakely Manohitra, mandà: Telo no nankatò ilay tolo-kevitra fa dimy kosa nitsipaka Maty, dangy terỳ: Voan' ny filesy ilay voronkely ka nitsipaka teo no ho eo Mandaka avy eo aoriana, manao savoam-body: Mitandrema fa mahery mitsipaka io boriky io. [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/09/25 |
|