| Entry | mitsingoloka (tsingoloka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mirona ka ny loha no atao ambany ary ny tena sisa rehetra atao ambony: Nitsingoloka teo an-davarangana izy ka nianjera Mifotitra, mivadika ambony ambany, mitotongana: Hita mitsingoloka izay rehetra jerena amin' io masolasitra io Mitady hanambaka an-kafetsena: Aza mitsingoloka olona fa tsy tsara mihitsy Mila vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana ny hafa: Loza mihitsy raha hitsingoloka Rangahy ity [1.1] | |||||||||
| Mivadika ka ny loha no ambany Mila vaniny [1.13] | |||||||||
| Culbuter, inverser Pinailler [1.13] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|