|
|
|
|

Entry mitsilo (tsilo)
Part of speech active verb
 Manazava, manome hazavana: Ny volana fenomanana no nitsilo ny dianay halina ~ Andriamanitra anie hitsilo ny sainao amin' ny fanadinana izay hataonao [1.1]
 To light the way; to look for something with a light [1.7]
 éclairer; chercher avec une lumière [1.8]
Examples Izy izay mitsilo lalana ireo mpilanja an-dreniny, nefa toa mitoetra amin' ny haizina ihany indray. [2.470]
Morphology 
Present : mitsilo
Past : nitsilo
Future : hitsilo
Imperative : mitsilova

Updated on 2023/01/20