| Entry | mitsikofokofoka (tsikofokofoka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mihetsiketsika: Matoria tsara fa aza mitsikofokofoka, ry Ikoto a! Mitsipatsipaka, mitrifantrifana, mihavatravatra: Nitsikofokofoka ohatra ny olona mararin-javatra ilay zaza [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|