| Entry | mitsarapaka (tsarapaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mianjera na mibolisatra tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka, rano...: Nitsarapaka tao anaty lavaka no nahafolaka ny tongotro Miantoraka mamely ny fahavalo [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|