| Entry | mitsaraingona (tsaraingona) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Misalovana namisosoka eo anoloan' olona: Mikisaha kely ianao fa aza mitsaraingona eo anoloan' io olona tokony ho raibenao io Mitsabaka amin' ny raharahan' olona Manapaka tenin' olona, mitsatsaingoka: Tsy menatra akory izy nitsaraingona, pietà ny mpampianatra azy mbola miteny [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|