|
|
|
|

Entry mitsapodilana (tsapodilana)
Part of speech active verb
 Tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1]
Morphology 
Present : mitsapodilana
Past : nitsapodilana
Future : hitsapodilana
Synonyms mitsako dilana

Updated on 2023/01/20