| Entry | mitsaitsaika (tsaitsaika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mandeha mora dia mora, mamindra tsy re amin' ny loha tongotra: Aoka ianao hitsaitsaika fa sao dia manaitra zaza matory. Ny teny hoe: Mitsaitsaika dia fampiasa koa rehefa mihataka avy mamangy fahoriana olona: Ilaozanay hitsaitsaika ianareo, tompoko. (Raha mamangy an-kasoavana kosa, ny mifanohitra amin' ny Mitsaitsaika no ampiasaina, dia ny hoe: Mingodongodona) [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|