|
|
|
|

Entry mitroka (troka)
Part of speech active verb
 Misintona amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Mitroka alkaola izy rahefa voan' ny sery [1.1]
 Mitsentsitra [1.13]
 Absorber [1.13]
Morphology 
Present : mitroka
Past : nitroka
Future : hitroka
Imperative : mitroha
Synonyms misesitra

Updated on 2023/01/20