|
|
|
|

Entry mitotototo (totototo)
Part of speech active verb
 Mivezivezy manao dia maika etsỳ sy eroa tsy misy vokany toy inona; miraparapa, mipapapapa, miapanapana: Nitotototo hatraiza hatraiza izy, nefa tsy nahazo ohatrinona akory
Miroahana, miahiahy be: Mitotototo be ihany ny saiko [1.1]
Morphology 
Present : mitotototo
Past : nitotototo
Future : hitotototo
Imperative : mitotototoa

Updated on 2023/01/05