| Entry | mitoreo (toreo) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manao feo mitaraindraina, mampahonena Mangataka miangavy fatratra: Tonga nitoreo vola teo ny zanakao, nefa tsy hitako izay homena azy fa izaho aza vava takiky izao [1.1] | |||||||||
| To chirp. Used only of birds [1.2] | |||||||||
| Gazouiller Demander avec insistance, de manière à exciter la compassion [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2024/09/16 |
|