| Entry | mitono aina | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | mitono, aina | |
| Minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] | ||
| To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2] | ||
| To risk one's life [1.7] | ||
| Risquer sa vie [1.8] | ||
| Examples | Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany.
[2.324] | |
| Synonyms | manao aina tsy ho zavatra ~ mivarotra aina | |
| Updated on 2023/05/19 |
|