|
|
|
|

Entry mitonantonana (tonantonana)
Part of speech active verb
 Mivezivezy foana tsy misy antony, tonga fotsiny tsy misy zavatra hatao: Ity izaho nitonantonana tany, nefa ry zalahy taty nigalabina aoka izany! [1.1]
Morphology 
Present : mitonantonana
Past : nitonantonana
Future : hitonantonana

Updated on 2023/01/05