|
|
|
|

Entry mitombina (tombina)
Part of speech active verb
 Mipetraka (olona na biby ihany): Tsy afaka mitombina izy fa misy vay lahy kely ao amin' ny fipetrahany ao
Tsara fototra: Mitombina tsara ity tranonao ity izany
Mipetraka milamina tsy manana ahiahy: Mitombina tsara amin' ny fokontany vao nifindrany izy
Misy antony, misy fototra tsara: Tsy mitombina velively izany ahiahinao izany [1.1]
 Tsara fototra ka marin-toerana [1.13]
 Stable [1.13]
Examples Ramanambeloma mivady kosa no mitombina sy mandry ilika manoloana izany rehetra izany. [2.470]
Morphology 
Present : mitombina
Past : nitombina
Future : hitombina
Imperative : mitombèna

Updated on 2023/01/20