| Entry | mitola (tola) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Tofoka Miraika kely, mirona, mihilana [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Entry | mitola | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| [Taisaka] Mianjera (hazo, trano) [1.78] | |||||||
| [Tanala] Mianjera, milatsaka: Atofay tsara ñy jaja tsy ihira eo fa mitola añe io akondro io (tandremo ny ankizy tsy hilalao eo fa milatsaka any io akondro io) [1.78] | |||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|