| Entry |
mitoky
(toky)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mametraka fanantenana: Tsy hitoky amin' olona mpamitaka toa anao na oviana na oviana aho Miankina, miantehitra: Aza mitoky amin' ny fahaizan' ny tena [1.1]
|
| | Avoir confiance ne, se confier à, compter sur: Aza mitoky amin' io lehilahy io (N'ayez pas confiance en cet homme, défiez-vous de cet homme) ~ Aza mitoky amin' ny haren' ny tany (Ne comptez pas sur les richesses de ce monde) [1.3]
|
| Examples | Ary mbola mitoky ny sampy ny olona monina any;
[2.48]
|
| Morphology |
| Present : |
mitoky |
| Past : |
nitoky |
| Future : |
hitoky |
| Imperative : |
mitokia |
|
|
| Entry |
mitoky
(toky)
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Tambahoaka]
Maminany (ombiasa) [1.78]
|
| | Mamosavy, mamorika [1.1]
|
| | Ensorceler [1.3]
|
| Morphology |
| Present : |
mitoky |
| Past : |
nitoky |
| Future : |
hitoky |
| Imperative : |
mitokia |
|
|