| Entry | mitoko (toko) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny anana ka firy toko no alainao Mahazo isa amin' ny baolina: Tsy mbola nitoko ihany hatramin' izao ny mpilalao malagasy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|