| Entry |
mitehaka
(tehaka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy Mamely amin' ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho [1.1]
|
| | To pat; to clap the hands, to applaud [1.7]
|
| | Donner une tape à; applaudir en battant des mains [1.8]
|
| Examples | Velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany.
[2.472]
|
| Morphology |
| Present : |
mitehaka |
| Past : |
nitehaka |
| Future : |
hitehaka |
| Imperative : |
mitehafa |
|
|