|
|
|
|

Entry mitatatra (tatatra)
Part of speech active verb
 Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana hoe Betsimitatatra
Miasa manao tatatra amin' ny...: Ikotovao no nitatatra ny tanimbarin' i Dadabe [1.1]
 Manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [1.13]
 To cut water-channels; to be ditched with water-channels [1.7]
 Creuser des rigoles dans; être coupé de rigoles [1.8]
 Drainer [1.13]
Morphology 
Present : mitatatra
Past : nitatatra
Future : hitatatra
Imperative : mitatara
Synonyms manatatra

Updated on 2013/05/17