|
|
|
|

Entry mitanjaka (tanjaka)
Part of speech active verb
 Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy: "Fa ny mafy taminy indrindra dia ny tenany nitanjaka teo imason' ny olona maro teo"
Mitovy hevitra: miboridana ~ midizidizy ~ mihanja-belona ~ mihanjahanja ~ mihanjaka ~ mihazihazy ~ misongadina ~ mitazotazo ~ mitotojanjina ~ mitotozanjina ~ mivongady [1.1]
 To be naked [1.7]
 être nu; nu [1.8]
Morphology 
Present : mitanjaka
Past : nitanjaka
Future : hitanjaka
Imperative : mitanjaha

Updated on 2023/01/20