|
|
|
|

Entry mitangolika (tangolika (holika))
Part of speech active verb
 Mifadiditra, miolikolika manodidina...: Mitangolika amin' ny vatan-kazo ny vahy
Miolana: Mitangolika izany ny tsinaiko fa voan' ny mandalo aho [1.1]
 Mitambolona [1.13]
 Se recroqueviller, se courber [1.13]
Morphology 
Present : mitangolika
Past : nitangolika
Future : hitangolika

Updated on 2023/01/20