| Entry | mitango (tango) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manapaka amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na ny laingon' ny anana: Mitango ravim-boangahazo Manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala: Mitango valala lena [1.1] | |||||||||
| [Bezanozano] Mioty, mitsongo [1.78] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/09/25 |
|