| Entry | mitandro (tandro) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitandrina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana, havizanana, hanoanana): Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý ~ Nitandro henatra izy no tsy nanaovany an' izany [1.1] | |||||||||
| To be careful with things [1.7] | |||||||||
| Faire attention à être attentif à [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/05/18 |
|