| Entry | mitampina (tampina) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason' ny ankizy atao raosijamba ~ Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra? [1.1] | |||||||
| To be plugged, to be corked [1.7] | |||||||
| être bouché, obstrué [1.8] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/07/24 |
|