| Entry | mitampify (tampify) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitampisaka miery eo anila: Aza mitampify amin' ny vody hazo rehefa avy ny orana ka mikotroka ny andro Misisika ho eo anila noho ny tahotra na ny tsy fahampiana: Nanatona ilay rangahy be volombava, ka nitampify tamin-dreniny ilay zaza ~ Nitampify tao amin' ny rafozany izy nandritra ny enimbolana taorian' ny fanambadiany Miankina, mipetaka, mifanoroka amy...: Nataony nitampify tamin' ny tranony ny fisoko ka tsy neken' ny mpiandraikitra ny toe-pahasalamana [1.1] | |||||||||
| To press against a wall, etc. [1.2] | |||||||||
| To press close [1.7] | |||||||||
| Se blottir contre [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|