| Entry | mitamberina (tamberina (verina)) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mandeha dia miverina Mivezivezy, mivoivoy Mihodinkodina eo an-toerana ihany [1.1] | |||||||||
| Examples | Mitamberina ao an-tsaina mandrakariva ny endriny sy ny fahavelomany fahiny.
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|