|
|
|
|

Entry mitakiky (takiky (kiky))
Part of speech active verb
 Lany harena, botry: Nitakiky Rakoto taorian' ny nandalovan' ilay rivo-doza
Manjoretra sy mitanondrika [1.1]
Morphology 
Present : mitakiky
Past : nitakiky
Future : hitakiky

Updated on 2023/01/20