| Entry |
misosoka
(sosoka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Misy sosoka na kofehy nasisika amin"ny fahan' ny lamba: Efa nisosoka ity lamba ity ka tsy tiako Misalovana eo anoloana na mipetraka eo amin' ny toeran' ny sasany: Nisy olona ngezabe nisosoka teo anoloako ka tsy nahita na inona na inona tamin' ilay fampisehoana aho ~ Nisosoka teo amin' ny toerako ilay zazalahy tsy mahalala fomba Mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany: Aza misosoka amin' ny raharahako ianao [1.1]
|
| | To be mended or darned; to intrude into things [1.7]
|
| | être repris, raccommodé; se mêler des affaires d'autui [1.8]
|
| Morphology |
| Present : |
misosoka |
| Past : |
nisosoka |
| Future : |
hisosoka |
| Imperative : |
misosoha |
|
|