| Entry |
misoratra
(soratra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly aho Misy sorany na volon-doko: Tsy tiako ny lamba misoratra [1.1]
|
| | To be spotted, to be printed, to be striped, to be of different oolours; to be written [1.2]
|
| | S’inscrire, être écrit, rayé, dessiné [1.3]
|
| Examples |
| 1 | ny rafitra rehetra misoratra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta;
[2.588]
|
| 2 | Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany.
[2.895]
|
| 3 | Tsy maintsy ho mpifidy ireo vavolombelona ireo ary misoratra anarana amin' ny lisitry ny mpifidy ao amin' izay biraom-pifidianana nisy ny fitrangan-javatra na misehoan' ny voalaza ho tsy ara-dalàna
[2.114]
|
|
| Morphology |
| Present : |
misoratra |
| Past : |
nisoratra |
| Future : |
hisoratra |
| Imperative : |
misorata |
|
|