|
|
|
|

Entry misonga (songa)
Part of speech active verb
 Misokatra kely somary miainga ila; miainga kely ny ilany: Misonga ny lamban' ny zazakely fa amboary tsara [1.1]
Morphology 
Present : misonga
Past : nisonga
Future : hisonga
Synonyms misongasonga

Entry misonga (songa)
Part of speech adjective
 Mitombo na manonga [1.13]
 Croissant [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/08/11