| Entry | misomarodoka (somarodoka) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Manao raharaha maimaika, miomana amim-pifaliana sy miheninkenina hanatrika fotoana: Misomarodoka ny mpianatra rehetra fa hiarahaba ny talen' ny sekoly tonga fety [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Synonyms | misomarototra | ||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|