| Entry | misolelaka (solelaka) | |
| Part of speech | adjective | |
| Mitalesaka mivelatra: Misolelaka ny tarehin' iny olona iny Marivo aty: Vilany misolelaka Mandokadoka sy manolikoly mba hahazoana zavatra: Misolela-dava io zazalahy io [1.1] | ||
| Examples | Misolelaka ilay vazaha eo, mampifampikosoka ny tanany roa mitory ny hafaliany.
[2.472] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|