| Entry |
misoko
(soko)
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Taisaka]
Mandeha mora mba hisambotra [1.78]
|
| | Miditra, mitsofoka mangingina:
Nisoko tao anatin' ny tamboho tao ny adala dia nangala-boankazo Mangalatra mangingina: Nisoko ny bokiko Ibalita Ampiasaina eo alohan' ny matoanteny hafa iray ka manao mangingina ny asalazain' io matoanteny io no heviny amin' izany:
Nisoko namangy ny reniny nanavy izy nandritra ny tsy nahatao an' ilay renikeliny [1.1]
|
| | Aller doucement, se faufiler, agir en cachette; faire, prendre, voler en cachette ; surprendre:
Nisoko tao anatin’ ny tamboho izy ka nangalatra voankazo (Il s’est faufilé dans l’emplacement et a volé des fruits) ~
Nisoko namangy havana izy (Il est allé visiter ses parents en cachette) ~
Nisoko ny bokiko ilay kary (Ce coquin a volé mon livre en cachette) [1.3]
|
| Examples |
| 1 | ary tsy miditra misoko amin'ity tany ity.
[2.588]
|
| 2 | Misoko toa ranom-panala, an-koditra vao mahangoly.
[2.296]
|
|
| Morphology |
| Present : |
misoko |
| Past : |
nisoko |
| Future : |
hisoko |
| Imperative : |
misokoa |
|
|