| Entry | misisika (sisika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin' izao raharaha rehetra izao Rangahy io Mitsofoka amim-pahakingana: Nisisika tao ampovoan' ny vahoaka ny anao lahy ka tsy hita Manao ditra hitsofoka, manao izay hidirana: Nosakanana izy nefa nisisika tao antrano ihany Mitsofoka tsy hita akory, tsy nampoizina: Nisy vola roanjato nisisika tao anaty boky [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|