| Entry | misingotra (singotra) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Voafatotra: Voafingan' ny fandrotrarana aho ka lavo, toy ny nisingotra iny ny tongotro Voarain' ny tadivavarana, voan' ny amparapaingo: Nisingotra ilay vorona ka tsy afaka nikopoka Sahirana mafy azon' ny: Misingotry ny volan' olona Rakoto [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|