| Entry | miseho (seho) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin' ny nanaovany izany hadalana izany Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambony lampihazo ~ Efa miseho izao ny haratsiany Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy vao nifoha [1.1] | |||||||||
| Mitranga araka ny hita maso [1.13] | |||||||||
| Apparaître [1.13] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|