|
|
|
|

Entry misavasava (savasava (sava))
Part of speech active verb
 Manala na mampihataka izay manelingelina: Tsy maninona aho akory fa misavasaua ny raviny hahitana ny fotony [1.1]
Morphology 
Present : misavasava
Past : nisavasava
Future : hisavasava

Updated on 2023/01/20