|
|
|
|

Entry misandrahaka (sandrahaka (rahaka))
Part of speech adjective
 Mirantsandrantsana, misampantsampana: Tsy misandrahaka firy io hazo io [1.1]
 Same as mirahaka
 Rayonnant. [Vocabulary: ] [1.13]
Examples Toa fakan-kazo maina ireo lalan-drà lehibe sy kely misandrahaka amin' ny tenany. [2.470]
Morphology 
Present : misandrahaka
Past : nisandrahaka
Future : hisandrahaka

Updated on 2023/01/20