|
|
|
|

Entry misamaka (samaka)
Part of speech active verb
 Vaky triatra, misaraka roa: Efa nisamaka ilay hazo ka mora notapahina
Misahana raharaha maso: Nisamaka telo izy ka nalaky vizana [1.1]
Morphology 
Present : misamaka
Past : nisamaka
Future : hisamaka
Imperative : misamaha

Entry misamaka
Part of speech active verb
  [Tanosy] Miteraka [1.78]

Updated on 2023/01/20