|
|
|
|

Entry misalotra (salotra)
Part of speech active verb
 Mitondra salotra: Hitako misalotra Rangahy iny rehefa mianjaika
Mitafy ilany kely izay tsy mahasarona ny tena manontolo: Nisalotra tapa-damba kely misoratra teny am-bozony izy
Manao akanjon' olona, indrindra raha akanjon' olona ambony voninahitra noho ny tena: Sahinao ve ny hisalotra ny akanjo-na lietnà nefa ianao vao kaporaly? [1.1]
 To wear a vest [1.7]
 Porter gilet [1.8]
Morphology 
Present : misalotra
Past : nisalotra
Future : hisalotra
Imperative : misalora

Updated on 2023/01/20