|
|
|
|

Entry misaingy (saingy)
Part of speech active verb
 Manaja, mitandrina, mikajy, mitandro: Olona misaingy ny voninahiny izy ka tsy hahavita izany [1.1]
Morphology 
Present : misaingy
Past : nisaingy
Future : hisaingy
Imperative : misainge

Updated on 2023/01/20