| Entry | misafelika (safelika (felika)) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Miolika, miolaka, tsy mandeha mahitsy fa mihodina: Nisafelika tany ambadiky ny trano no nahatongavako ka tsy hitanao ~ Misafelika ny renirano Mivily, mihodivitra: Soa ihany fa nisafelika ny balan' ny fahavalo ~ Lalana misafelika Manao teny be olakolaka: Nahoana moa ianao no misafelika rehefa miteny fa tsy roba mitsotra [1.1] | |||||||||
| Used also for mifelika [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|