|
|
|
|

Entry miriadriatra (riadriatra (riatra))
Part of speech active verb
 Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza: Asa izay nahazo azy fa niriadriatra erỳ izy nilaza izany tamiko [1.1]
Morphology 
Present : miriadriatra
Past : niriadriatra
Future : hiriadriatra

Updated on 2023/01/20