|
|
|
|

Entry miretaka (retaka)
Part of speech active verb
 Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana
Mipetraka na matory tsy afa-miarina, mihonaka: Miretaka eo am-pandriana ao izy indroa andro izao [1.1]
Morphology 
Present : miretaka
Past : niretaka
Future : hiretaka
Imperative : miretaha

Updated on 2023/01/20