|
|
|
|

Entry mirebika (rebika)
Part of speech active verb
 Mandihy mitsinjaka
Mandihy mampihetsika ny vatana sy ny sandry ara-ba
(miaramila) Mandihy sady mampandihy ny fiadiana eny an-tanany [1.1]
Examples 
1Mandihy miakanjo ny akanjo halatra, ka miara-mirebika amin-doza. [2.69]
2Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo am-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. [2.649]
Morphology 
Present : mirebika
Past : nirebika
Future : hirebika
Imperative : mirebiha

Entry Mirebika (rebika)
Part of speech name (anthroponym) [Full list]
 Antokona Tsimandoa ambony indrindra natao hompanotrona andriamanjaka. [1.1]

Updated on 2023/10/19