| Entry | mirebareba (rebareba) | |
| Part of speech | active verb or adjective | |
| Mitaritarika amin' ny tany: Tianao ve ny akanjo mirebareba Mitondra akanjo lava mitaritarika: Nisy olona mirebareba nitady anao tao [1.1] | ||
| Examples | Manaiky azy tsara I Mavolahy, ombin-tsarety nahazoan-drainy aretina ary tena tambanivohi-dahy tokoa amin' izato lamba asampim-bozona tsy tiana ialana, ny malabary mirebareba toa mahalehibe azy sahady, ary ny satroka penjy be sofina mihofahofa.
[2.470] | |
| Entry | mirebareba | |
| Part of speech | active verb | |
| [Tanosy] Midedadeda [1.78] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|