| Entry | mirana | |
| Part of speech | adjective | |
| Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany:
Olona miran-dava io zazavavy io [1.1] | ||
| Happy, radiant, smiling [1.7] | ||
| Radieux [1.3, 1.8] | ||
| Content, enjoué, réveillé [1.3] | ||
| Heureux, souriant [1.8] | ||
| Examples | Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana.
[2.470] | |
| Derivatives |
| |
| Synonyms | miramirana | |
| Updated on 2023/10/19 |
|