|
|
|
|

Entry miraikitra (raikitra)
Part of speech active verb
 Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin' ny valopy ny hajia
Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin' ny zavatry ny tany [1.1]
 To adhere, to stick to, to cleave to. [1.2]
 To stick to something [1.7]
 Se coller, adhérer [1.8]
Examples Ny akanjon' i Feno aza tantera-drano sy miraikitra amin' ny hodiny iny amin' ny lamosiny rehetra iny. [2.472]
Morphology 
Present : miraikitra
Past : niraikitra
Future : hiraikitra
Imperative : miraiketa

Updated on 2023/01/20