| Entry | mipotraka (potraka) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony [1.1] | |||||||
| Examples | misy kotroka, ka mitomany ny lanitra, ary mipotraka ny mahetsaka.
[2.69] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/09/08 |
|