| Entry | mipololotra (pololotra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mivoaka be dia be na misesika betsaka: Injay manako moramora / toa ra mipololotra, / feo kely feno akora, / sady latsa mafy loatra (J.J. Rabearivelo) [1.1] | |||||||||
| Examples | Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany.
[2.470] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|